Tonon-Kiran'i Solomona 3:7 Malagasy Bible (MG1865)

Indro ny filanjan'i Solomona! Lehilahy enim-polo, mahery avokoa, avy amin'ny lehilahy mahery amin'ny Isiraely, no manotrona azy.

Tonon-Kiran'i Solomona 3

Tonon-Kiran'i Solomona 3:3-8