Tonon-Kiran'i Solomona 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Iza moa iry vehivavy miakatra avy any an-efitra, tahaka ny setroka mitankosina, sady tsara fofona amin'ny miora sy ny ditin-kazo mani-pofona mbamin'ny vovoka manitra samy hafa entin'ny mpandranto?

Tonon-Kiran'i Solomona 3

Tonon-Kiran'i Solomona 3:1-11