Tonon-Kiran'i Solomona 2:17 Malagasy Bible (MG1865)

Mandra-pangatsiatsiaky ny andro, ka efa hilentika ny masoandro, mitodiha, ry ilay malalako, ary aoka ho tahaka ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitra be hantsana ianao.

Tonon-Kiran'i Solomona 2

Tonon-Kiran'i Solomona 2:11-17