Tonon-Kiran'i Solomona 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

Lazao amiko, ry ilay tian'ny fanahiko, izay iandrasanao ny ondrinao, sy izay ampandrianao azy raha antoandro; Fa nahoana no ho tahaka izay mivezivezy foana aho Eny amin'ny andian'ny namanao?

Tonon-Kiran'i Solomona 1

Tonon-Kiran'i Solomona 1:1-10