Tonon-Kiran'i Solomona 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mibanjina ahy, fa mivalomainty aho, satria efa azon'ny hainandro; Tezitra tamiko ny zanak'ineny; Notendreny ho mpiandry ny tanim-boalobony aho; Nefa ny tanim-boaloboko kosa, dia ny an'ny tenako, tsy mba nandrasako.

Tonon-Kiran'i Solomona 1

Tonon-Kiran'i Solomona 1:2-8