4. Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entinao;
5. Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra รด; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
6. Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.
7. Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.