Salamo 126:4-6 Malagasy Bible (MG1865)

4. Tanteraho, Jehovah ô, ny ham-podiana anay avy amin'ny fahababoana, Tahaka ny fiverenan'ny riaka any amin'ny tany atsimo.

5. Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.

6. Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin'ny fihobiana kosa.

Salamo 126