Fitomaniana 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

Misanasana vava aminao ny fahavalonao rehetra; Misitrisitra sy mihidy vazana izy ka manao hoe: Efa nolevoninay! Ity tokoa no andro nandrasanay ka efa azonay sady hitanay.

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:15-21