Fitomaniana 2:15 Malagasy Bible (MG1865)

Miteha-tanana anao izay rehetra mandalo eny an-dalana; Misitrisitra sy mihifikifi-doha amin'i Jerosalema zanakavavy izy ka manao hoe: Ity va ilay tanàna nataony hoe Tena fahatsaran-tarehy Fifalian'ny tany rehetra ?

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:8-16