Fitomaniana 2:1 Malagasy Bible (MG1865)

Indrisy! Ziona zanakavavy dia saronan'ny Tompo rahona amin'ny fahatezerany; Nazerany avy tany an-danitra ho amin'ny tany ny reharehan'ny Isiraely, Ary tsy tsaroany ny fitoeran-tongony tamin'ny andro fahatezerany!

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:1-5