Fitomaniana 1:21 Malagasy Bible (MG1865)

Reny fa misento aho; tsy misy mampionona ahy; Ny fahavaloko rehetra nandre ny fahoriako, ka faly izy, satria Hianao no nanao izany; Hahatonga izay andro nantsoinao Hianao, ka dia ho tonga tahaka ahy koa ireo.

Fitomaniana 1

Fitomaniana 1:20-21