Asan'ny Apostoly 9:40 Malagasy Bible (MG1865)

Ary navoak'i Petera avokoa izy rehetra, dia nandohalika izy ka nivavaka; ary nitodika nanatrika ny faty izy ka nanao hoe: Ry Tabita, mitsangàna. Dia nahirany ny masony; ary raha nahita an'i Petera izy, dia niarina.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:30-43