Asan'ny Apostoly 9:39 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana Petera ka nandeha niaraka taminy. Ary nony tonga izy, dia nentiny tany an-trano ambony; ary ny mpitondratena rehetra nitsangana teo anilany ka nitomany sady nampiseho ny akanjo sy lamba izay nozairin'i Dorkasy fony fahavelony.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:32-43