Asan'ny Apostoly 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny Tompo taminy: Mitsangàna, ka mandehana any amin'ny lalana atao hoe Imahitsy, ka izahao ao an-tranon'i Jodasy izay lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsosy; fa, indro, efa mivavaka izy;

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:6-16