Asan'ny Apostoly 9:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy mpianatra anankiray tany Damaskosy, atao hoe Ananiasy; ary hoy ny Tompo taminy tamin'ny fahitana: Ry Ananiasy. Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:5-16