Asan'ny Apostoly 8:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy lehilahy anankiray rahateo teo an-tanàna, atao hoe Simona, izay nanao ody ka nahatalanjona ny olona tany Samaria sady nandoka tena nanao azy ho zavatra;

Asan'ny Apostoly 8

Asan'ny Apostoly 8:6-15