Asan'ny Apostoly 8:10 Malagasy Bible (MG1865)

ary nihaino azy ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, ka nanao hoe: Ity lehilahy ity no herin'Andriamanitra, izay atao hoe hery lehibe.

Asan'ny Apostoly 8

Asan'ny Apostoly 8:7-13