Asan'ny Apostoly 7:52 Malagasy Bible (MG1865)

Iza no mpaminany izay tsy nenjehin'ny razanareo? Eny, novonoiny aza izay naminany ny fihavian'ilay Marina; ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono Azy ianareo,

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:47-60