Asan'ny Apostoly 7:51 Malagasy Bible (MG1865)

Ry olona mafy hatoka sady tsy voafora fo sy sofina, ianareo manohitra ny Fanahy Masina mandrakariva; tahaka ny nataon'ny razanareo ihany no ataonareo koa.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:44-60