Asan'ny Apostoly 7:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy mosary eran'i Egypta sy Kanana rehetra, ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:7-14