Asan'ny Apostoly 7:10 Malagasy Bible (MG1865)

ka nahafaka azy tamin'ny fahoriany rehetra sady nanome azy fahasoavana sy fahendrena teo imason'i Farao, mpanjakan'i Egypta; ary izy nanendry azy ho mpanapaka any Egypta mbamin'izay rehetra tao an-dapany.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:6-13