Asan'ny Apostoly 5:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia lasa ny lehiben'ny mpiambina sy ny mpiandry raharaha ka nitondra azy, nefa tsy nanao mahery, satria natahotra ny vahoaka izy, fandrao hotorahany vato.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:24-27