Asan'ny Apostoly 5:25 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nisy tonga ka nilaza taminy hoe: Ireny lehilahy izay nataonareo tao an-tranomaizina ireny, dia indreo izy mitsangana eo an-kianjan'ny tempoly ka mampianatra ny olona.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:18-26