Asan'ny Apostoly 3:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nihazona an'i Petera sy Jaona izy, dia niara-nirohitra ny olona rehetra ho eo amin'izy telo lahy teo amin'ny fialofana izay atao hoe Fialofan'i Solomona, ka talanjona.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:10-20