Asan'ny Apostoly 3:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin'ny vavahady Itsaraendrika eo amin'ny tempoly mba hiantrana; dia gaga sady talanjona ny olona noho izay tonga tamin-dralehilahy.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:7-14