Asan'ny Apostoly 28:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa efa adala ny fon'ireo olona ireo, ary efa lalodalovana ny sofiny, ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, sy handre ny sofiny, ary hahalala ny fony, dia hibebaka izy, ka hahasitrana azy Aho. (Isa. 6. 9, 10).

Asan'ny Apostoly 28

Asan'ny Apostoly 28:22-31