Asan'ny Apostoly 28:26 Malagasy Bible (MG1865)

manao hoe: Mandehana any amin'ity firenena ity ianao, ka lazao hoe: Mba hahare mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahalala; Ary mba hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;

Asan'ny Apostoly 28

Asan'ny Apostoly 28:24-31