Asan'ny Apostoly 27:34 Malagasy Bible (MG1865)

Koa mananatra anareo aho hihinan-kanina, fa izany no isan'ny hamonjena anareo; ary tsy hisy ho very aminareo rehetra na dia singam-bolo iray akory aza.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:28-38