Asan'ny Apostoly 27:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola tsy nazava ny andro, dia niangavy tamin'ny olona rehetra Paoly mba hihinan-kanina ka nanao hoe: Anio no fahefatra ambin'ny folo andro niandrasanareo, sady nahari-noana ianareo ka tsy nihinana.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:29-34