Asan'ny Apostoly 27:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nirotsaka an-tsambo avy any Adramytena izay efa handeha hitety ny sisin-tanin'i Asia izahay, dia lasa nandeha; ary niaraka taminay Aristarko Makedoniana avy any Tesalonika.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:1-9