Asan'ny Apostoly 27:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa voadidy hiondrana an-tsambo hiala hankany Italia izahay, Paoly sy ny mpifatotra sasany dia natolotra tamin'ny kapiteny atao hoe Jolio, tamin'ny antokon'i Aogosto.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:1-4