Asan'ny Apostoly 26:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ny amin'ny zavatra rehetra iampangan'ny Jiosy ahy, ry Agripa mpanjaka, dia ataoko fa sambatra aho, satria mahazo mandaha-teny hanala tsiny ny tenako eto anatrehanao anio,

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:1-12