Asan'ny Apostoly 26:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Agripa tamin'i Paoly: Mahazo mandahatra ny teninao ianao. Ary Paoly naninjitra ny tànany ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany nanao hoe:

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:1-8