Asan'ny Apostoly 26:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa lavo tamin'ny tany izahay rehetra, dia nandre feo nilaza tamiko aho nanao tamin'ny teny Hebreo hoe: Saoly Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? Zavatra sarotra aminao ny hanipaka ny fanindronana.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:13-24