Asan'ny Apostoly 26:13 Malagasy Bible (MG1865)

koa nony ilay nitatao-vovonana iny ny andro, ry mpanjaka ô, dia hitako teny an-dalana fa, indro, nisy mazava avy tany an-danitra nanelatrelatra manodidina ahy mbamin'izay niaraka tamiko mihoatra noho ny famirapiratry ny masoandro.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:11-14