Asan'ny Apostoly 26:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nampijaly azy matetika teo amin'ny synagoga rehetra aho ka nanery azy hiteny ratsy; ary satria very saina tamin'ny fahatezerako taminy aho, dia nanenjika azy hatramin'ny tanàna any ivelany koa aza.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:4-15