Asan'ny Apostoly 26:10 Malagasy Bible (MG1865)

sady nataoko tany Jerosalema izany, ka maro ny olona masina no nohidiako tao an-tranomaizina, rehefa nahazo fahefana tamin'ny lohan'ny mpisorona aho; ary raha hovonoina ireny, dia mba nandatsa-bato nanaiky izany koa aho.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:2-11