Asan'ny Apostoly 25:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tonga tatỳ izy, dia tsy mba nijanonjanona aho, fa nony ampitso dia nipetraka teo amin'ny fitsarana, ka nasaiko nalaina ralehilahy.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:16-21