Asan'ny Apostoly 25:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa namaly azy kosa aho hoe: Tsy fanaon'ny Romana ny manolotra olona, raha tsy mbola mifanatrika ny ampangaina sy ny mpiampanga, ka mahazo mandahatra hanala tsiny ny tenany ny amin'izay niampangan'ireo azy izy.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:13-22