Asan'ny Apostoly 22:5 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny mpisoronabe sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho amin'ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho, mba ho entiko am-patorana hankany Jerosalema koa izay hita teo, mba hampijalina.

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:3-13