Asan'ny Apostoly 22:4 Malagasy Bible (MG1865)

Nanenjika izay nanaiky izany fampianarana izany aho hatramin'ny mahafaty azy aza, dia namatotra azy, na lahy na vavy, ka nanolotra azy hatao an-tranomaizina;

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:1-8