Asan'ny Apostoly 21:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon'i Filipo evanjelista, izay anankiray tamin'izy fito lahy, dia nitoetra tao aminy izahay.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:3-17