Asan'ny Apostoly 21:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny niafaran'ny nandehananay an-tsambo dia tany Tolemaia, rehefa avy tany Tyro; ary niarahaba ny rahalahy izahay ka nitoetra teo aminy indray andro.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:1-16