Asan'ny Apostoly 21:38 Malagasy Bible (MG1865)

Moa tsy ianao va ilay Egyptiana, izay nampikomy ny olona fahiny ka nitarika ny efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-efitra?

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:36-40