Asan'ny Apostoly 21:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nentiny tany anati-rova Paoly, dia hoy izy tamin'ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao?

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:28-40