Asan'ny Apostoly 21:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nandre izany ireo, dia nankalaza an'Andriamanitra; ary hoy koa izy tamin'i Paoly: Hitanao, rahalahy, fa tsy omby alinalina ny Jiosy izay efa mino; ary fatra-pitàna ny lalàna izy rehetra,

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:15-25