Asan'ny Apostoly 21:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa niarahaba azy Paoly, dia nilaza tsirairay ny zavatra rehetra izay efa nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa izy.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:9-25