Asan'ny Apostoly 20:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, rehefa niangona hamaky mofo izahay, Paoly dia nitori-teny taminy, fa nikasa handeha maraina izy; dia naharitra nitori-teny mandra-paha-mamatonalina izy.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:2-15