Asan'ny Apostoly 20:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niondrana an-tsambo niala tany Filipy izahay, rehefa tapitra ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia nankany aminy tany Troasy izahay nony afaka hadimiana; ary tany no nitoeranay hafitoana.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:4-15