Asan'ny Apostoly 18:25 Malagasy Bible (MG1865)

Izany lehilahy izany efa nampianarina ny lalan'ny Tompo; ary nafana fo izy, dia niteny sy nampianatra marimarina ny amin'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:20-28